Job 42:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namaly NY TOMPO i Joba hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly an’i Iaveh i Jôba ka nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly ny Tompo i Jôba ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Joba dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namaly NY TOMPO i Joba hoe:
malagasy
[Ny teny farany nataon'i Joba, sy ny nanomezan'Andriamanitra azy fiadanana indray] Ary Joba dia namaly an'i Jehovah ka nanao hoe: