Job 42:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ny anaran’ny zokiny dia nataony hoe Jemima, ny anaran’ny faharoa dia Kezia ary ny anaran’ny faravavy dia Kerena-Hapoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny voalohany nataony hoe Jemimà, ny faharoa Ketsià, ary ny fahatelo Keren-Hapòka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny vavimatoa nataony hoe Jemimà, ny vaviaivo Ketsihà ary ny faravavy Kerena-Hapòka.
Malagasy Bible 1865
ka ny anaran'ny zokiny nataony hoe Jemima, ary ny anaran'ny manarakaraka Kezia, ary ny anaran'ny faravavy Kerena-hapoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ny anaran’ny zokiny dia nataony hoe Jemima, ny anaran’ny faharoa dia Kezia ary ny anaran’ny faravavy dia Kerena-Hapoka.
malagasy
ka ny anaran'ny zokiny nataony hoe Jemima, ary ny anaran'ny manarakaraka Kezia, ary ny anaran'ny faravavy Kerena-hapoka.