Job 42:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin’i Joba hita tany amin’ny tany rehetra; niara-nomen’ny rainy lova tamin’ny anadahiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ireo zanaka vavin’i Jôba ireo tamin’ny tany rehetra; nomen-drainy anjara lova eo amin’ireo anadahiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tany iray manontolo dia tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ireo zanakavavin’i Jôba. Ary samy nomen-drainy ny anjara lovany tahaka ireo anadahiny avy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin'i Joba hita tany amin'ny tany rehetra, ary niara-nomen-drainy lova tamin'ny anadahiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin’i Joba hita tany amin’ny tany rehetra; niara-nomen’ny rainy lova tamin’ny anadahiny izy.
malagasy
Ary tsy nisy vehivavy tsara tarehy tahaka ny zanakavavin'i Joba hita tany amin'ny tany rehetra, ary niara-nomen-drainy lova tamin'ny anadahiny izy.