Job 42:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia maty i Joba rehefa tratra antitra sady ela niainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia maty i Jôba, efa antitra sy voky andro niainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia maty i Jôba rehefa ela niainana ka tratrantitra.
Malagasy Bible 1865
Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia maty i Joba rehefa tratra antitra sady ela niainana.
malagasy
Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana.[Heb. voky andro]