Job 42:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahatakona ny fisainanao amin’ny tsy fahalalana? Koa nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa izato manamaizina ny fandaharan’Andriamanitra tsy amim-pahalalana? Eny, miteny tsy amim-pahalalana tokoa aho, ny amin’ny zava-mahagaga tsy takatro aman-tsy fantatro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Ianao tamiko: «Zovy moa ianao no sahy manivaiva ny fikasàko amin’ireo teny foana tsisy dikany?» Eny, zava-tsy takatry ny saiko no voateniko dia zava-mahagaga loatra amiko sady tsy fantatro!
Malagasy Bible 1865
Iza no mahatakona ny fisainanao amin'ny tsi-fahalalana? Koa dia nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahatakona ny fisainanao amin’ny tsy fahalalana? Koa nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.
malagasy
Iza no mahatakona ny fisainanao amin'ny tsi-fahalalana? Koa dia nilaza izay tsy fantatro aho, dia zava-mahagaga loatra amiko, izay tsy takatry ny saiko.