Job 42:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fandrenesan’ny sofina ihany no nandrenesako Anao; fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sofiko taloha efa nandre filazana Anao, fa ny masoko kosa ankehitriny efa nahita Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahafantatra ny aminao aho afa-tsy izay henoko momba Anao ihany. Kanefa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no nahita Anao.
Malagasy Bible 1865
Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fandrenesan’ny sofina ihany no nandrenesako Anao; fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao;
malagasy
Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao;