Job 42:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voalazan’NY TOMPO tamin’i Joba izany teny izany dia hoy koa Izy tamin’i Elifaza temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filazan’i Joba mpanompoko ny filazanareo Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nilaza izany teny izany tamin’i Jôba i Iaveh, dia hoy Izy tamin’i Elifaza avy any Temàna: «Mirehitra aminao sy amin’ireo sakaizanao roa lahy ny fahatezerako; satria tsy mba mifanaraka amin’ny marina tahaka ny nataon’i Jôba, ny filazanareo Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voalazan’ny Tompo tamin’i Jôba ireo teny ireo, dia i Elifaza avy any Temàna no nataotaony hoe: –Tezitra aminao sy ny namanao roa lahy Aho satria tsy mba marina tahaka izay nolazain’i Jôba mpanompoko ny filàzanareo Ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voalazan'i Jehovah tamin'i Joba izany teny izany, dia hoy koa Izy tamin'i Elifaza Temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filàzan'i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voalazan’NY TOMPO tamin’i Joba izany teny izany dia hoy koa Izy tamin’i Elifaza temanita: Mirehitra aminao sy ny sakaizanao roa lahy ny fahatezerako satria tsy mba marina tahaka ny filazan’i Joba mpanompoko ny filazanareo Ahy.
malagasy