Job 42:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Elifaza temanita sy i Bildada sohita ary i Zofara namatita ka nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy; ary NY TOMPO nankasitraka an’i Joba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha i Elifaza avy any Temàna sy i Baldada avy any Sohe ary i Sôfara avy any Naamàna, nanao araka izay voalazan’i Iaveh taminy, ka nankasitrahin’i Iaveh ny fivavahan’i Jôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha i Elifaza avy any Temàna sy i Bildada avy any Soha ary i Tsôfara avy any Nahama ka nanao izay nasain’ny TOMPO hataony; ary sitraky ny TOMPO ny vavak’i Jôba.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ka nanao araka izay nandidian'i Jehovah azy; ary Jehovah dia nankasitraka an'i Joba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Elifaza temanita sy i Bildada sohita ary i Zofara namatita ka nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy; ary NY TOMPO nankasitraka an’i Joba.
malagasy
Dia nandeha Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita ka nanao araka izay nandidian'i Jehovah azy; ary Jehovah dia nankasitraka an'i Joba.