Job 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantsoa ange! Moa misy hamaly anao va? Ary iza amin’ireo masina no hotodihinao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantsoa hoe, raha misy olona hamaly anao! iza amin’ireo masina no hitodihanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantsoa ange raha misy hamaly anao e! Ary iza amin’ny anjely masina no hitodihanao?
Malagasy Bible 1865
Miantsoa ange! moa misy hamaly anao va? Ary iza amin'ireo masina no hotodihinao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantsoa ange! Moa misy hamaly anao va? Ary iza amin’ireo masina no hotodihinao?
malagasy
Miantsoa ange! moa misy hamaly anao va? Ary iza amin'ireo masina no hotodihinao?