Job 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
apetrany amin’ny avo izay ambany ary ny misaona no asandrany ho amin’ny famonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manandratra izay voaetry, ary ny tra-pahoriana mahita hasambarana indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manandratra ny ambany ho amin’ny avo Izy; ary ny malahelo dia ampiany hitraka.
Malagasy Bible 1865
Ka apetrany amin'ny avo Izay ambany, ary asandrany ho amin'ny fahafinaretana ny miory,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
apetrany amin’ny avo izay ambany ary ny misaona no asandrany ho amin’ny famonjena.
malagasy
Ka apetrany amin'ny avo Izay ambany, ary asandrany ho amin'ny fahafinaretana ny miory,