Job 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mandrava ny hevitry ny fetsy ka tsy mahefa na inona na inona ny tanan’ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manafoana ny tetikadin’ny mpamadika Izy, ka tsy mahatanteraka ny teti-dratsiny ny tanan’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mampandamoka ny tetiky ny fetsy ratsy, ka ho tsinontsinona izay asan’ny tanany.
Malagasy Bible 1865
Dia Izay mahafoana ny hevitry ny fetsy, ka tsy hahefan'ny tànany na inona na inona hahasoa ny tenany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mandrava ny hevitry ny fetsy ka tsy mahefa na inona na inona ny tanan’ireny;
malagasy
Dia Izay mahafoana ny hevitry ny fetsy, ka tsy hahefan'ny tànany na inona na inona hahasoa ny tenany;