Job 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia amin’ny antoandro aza dia tafatsarapaka ao amin’ny maizina ireny ka miraparapa amin’ny mitataovovonana tahaka ny amin’ny alina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tojo ny haizina amin’ny antoandro izy ireny ary miraparapa toy ny amin’ny alina, amin’ny mitatao vovonana indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tojo ny haizina amin’ny andro antoandro izy; ka dia amin’ny mitataovovonana, no iraparapany toy ny amin’ny alina.
Malagasy Bible 1865
Na dia amin'ny antoandro aza dia tafatsarapaka ao amin'ny maizina ireny ka miraparapa amin'ny mitataovovonana tahaka ny amin'ny alina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia amin’ny antoandro aza dia tafatsarapaka ao amin’ny maizina ireny ka miraparapa amin’ny mitataovovonana tahaka ny amin’ny alina,
malagasy
Na dia amin'ny antoandro aza dia tafatsarapaka ao amin'ny maizina ireny ka miraparapa amin'ny mitataovovonana tahaka ny amin'ny alina;