Job 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa vonjeny kosa ny malahelo tsy ho voan’ny sabatry ny vavany; eny, vonjeny tsy ho azon’ny tanan’ny mahery izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataon’Andriamanitra afaka amin’ny sabatry ny lelan’ireny ny malahelo, sy amin’ny tanan’ny mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa vonjen’Andriamanitra ny ketraka mba tsy hianjadian’ny sabatra, ary ny mahantra mba tsy ho azon’ny mahery;
Malagasy Bible 1865
Fa vonjeny kosa ny malahelo tsy ho voan'ny sabatry ny vavany; Eny, vonjeny tsy ho azon'ny tanan'ny mahery izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa vonjeny kosa ny malahelo tsy ho voan’ny sabatry ny vavany; eny, vonjeny tsy ho azon’ny tanan’ny mahery izy.
malagasy
Fa vonjeny kosa ny malahelo tsy ho voan'ny sabatry ny vavany; Eny, vonjeny tsy ho azon'ny tanan'ny mahery izy.