Job 5:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, sambatra ny zanak’olombelona izay anarin’Andriamanitra! Koa aza atao tsinontsinona ny famaizan’ny Tsitoha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra ny olona faizan’Andriamanitra! ka aza atao tsy ho zavatra ny fanitsian’ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sambatra ny olona izay anarin’Andriamanitra! Koa aza hamaivanina, ry Jôba, ny famaizan’ilay Tsitoha.
Malagasy Bible 1865
Indro, sambatra ny zanak'olombelona izay anarin'Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan'ny Tsitoha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, sambatra ny zanak’olombelona izay anarin’Andriamanitra! Koa aza atao tsinontsinona ny famaizan’ny Tsitoha!
malagasy
Indro, sambatra ny zanak'olombelona izay anarin'Andriamanitra, koa aza atao ho zavatra kely ny famaizan'ny Tsitoha;