Job 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; eny, amin’ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inenina Izy hanafaka anao amin’ny fahoriana; ary amin’ny fanimpitony, dia tsy hahazo anao ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hamonjy anao amin’ny fahoriana matetika Izy; ka amin’ny farany tsy hahavoa anao intsony ny loza.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; Eny, amin'ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; eny, amin’ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.
malagasy
Amin'ny fahoriana enina dia hamonjy anao Izy; Eny, amin'ny fito aza dia tsy hisy loza hihatra aminao.