Job 5:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afeniny tsy ho voan’ny kapo-bava ianao ary tsy hatahotra ianao raha avy ny fandringanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho voaaro amin’ny kotopian’ny lela ianao, ary tsy hatahotra rehefa avy ny fandringànana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho voaaro amin’ny endrikendrika ianao, ka tsy hatahotra raha tonga ny antambo.
Malagasy Bible 1865
Hampiereny tsy ho voan'ny kapo-bava ianao, ary tsy hatahotra, raha avy ny fandringanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afeniny tsy ho voan’ny kapo-bava ianao ary tsy hatahotra ianao raha avy ny fandringanana;
malagasy
Hampiereny tsy ho voan'ny kapo-bava ianao, ary tsy hatahotra, raha avy ny fandringanana;