Job 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fandringanana sy ny mosary dia hihomehezanao ary tsy hatahoranao ny bibidia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihomehezanao ny mosary amam-pandringanana; tsy hatahotra ny biby dia amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hihomehezanao fotsiny ny mosary aman’antambo, ary tsy hatahoranao izay bibidia.
Malagasy Bible 1865
Ny fandringanana sy ny mosary dia hihomehezanao; ary tsy hatahoranao ny bibi-dia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fandringanana sy ny mosary dia hihomehezanao ary tsy hatahoranao ny bibidia;
malagasy
Ny fandringanana sy ny mosary dia hihomehezanao; ary tsy hatahoranao ny bibi-dia;