Job 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa vita fanekena amin’ny vato any an-tsaha aza ianao ary ny bibidia dia hihavana aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho vita fanekena aminao ny vato eny an-tsaha; ary hihavana aminao ny biby dia amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho vita fanekempihavanana mirindra ianao amin’ny vato eny an-tsaha sy amin’ny bibidia,
Malagasy Bible 1865
Fa vita fanekena amin'ny vato any an-tsaha aza ianao; Ary ny bibi-dia hihavana aminao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa vita fanekena amin’ny vato any an-tsaha aza ianao ary ny bibidia dia hihavana aminao.
malagasy
Fa vita fanekena amin'ny vato any an-tsaha aza ianao; Ary ny bibi-dia hihavana aminao;