Job 5:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho hitanao fa ny fiadanana no tranolainao, ary raha mizaha ny kijananao ianao dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hahita ny fiadanana manjaka eo an-dainao ianao; ary hitsidika ny tanim-bilonao ianao, ka tsy hisy diso tsy ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiadam-pinaritra ao amin’ny fonenanao, ary hahita ny ondrinao tsy misy very rehefa tonga hisafo azy any an-kijàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ho hitanao fa ny fiadanana no lainao; Ary raha mizaha ny kijanao ianao, dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho hitanao fa ny fiadanana no tranolainao, ary raha mizaha ny kijananao ianao dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao.
malagasy
Ary ho hitanao fa ny fiadanana no lainao; Ary raha mizaha ny kijanao ianao, dia ho hitanao fa tsy misy very ny ao;