Job 5:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho hitanao koa fa maro ny zanakao ary ny naterakao dia ho tahaka ny ahitra amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho hitanao ny taranakao mitombo, ary ny solofonao mihamaro, hoatra ny ahitra any an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho hitanao hihamaro koa ny zanakao; ary ny taranakao dia hihabetsaka tahaka ny ahitra eny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Ary ho hitanao koa fa maro ny zanakao, ary ny terakao ho tahaka ny ahitra amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho hitanao koa fa maro ny zanakao ary ny naterakao dia ho tahaka ny ahitra amin’ny tany.
malagasy
Ary ho hitanao koa fa maro ny zanakao, ary ny terakao ho tahaka ny ahitra amin'ny tany;