Job 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola feno tanjaka ianao no hiditra any am-pasana, tahaka ny famoriana ny amboaram-bary amin’ny fotoanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa tratra antitra tsara ianao vao hiditra any am-pasana, toy ny amboaram-bary akarina amin’ny fotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tratra antitra nefa havitrika ianao ambara-piditrao any am-pasana, dia ho tahaka ny amboaram-bary izay akarina ho antontany amin’ny fotoam-pararano.
Malagasy Bible 1865
Haharitra ianao ambara-piditrao any am-pasana, raha mbola henjana, dia tahaka ny amboaram-bary akarina amin'ny fotoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola feno tanjaka ianao no hiditra any am-pasana, tahaka ny famoriana ny amboaram-bary amin’ny fotoanany.
malagasy
Haharitra ianao ambara-piditrao any am-pasana, raha mbola henjana, dia tahaka ny amboaram-bary akarina amin'ny fotoana.Izany ary no izy, fa efa nandinika azy izahay; Hevero ary izany, ka fantaro tsara.