Job 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany ary no izy fa efa nandinika azy izahay! Hevero ary izany ka fantaro tsara!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no voadinikay, izany no marina. Henoy Izy, ary ataovy soa ho anao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no izy rehefa nodinihinay, ry Jôba, koa ankatoavy sy ekeo hahasoa anao.
Malagasy Bible 1865
Izany ary no izy, fa efa nandinika azy izahay; Hevero ary izany, ka fantaro tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany ary no izy fa efa nandinika azy izahay! Hevero ary izany ka fantaro tsara!
malagasy
Izany ary no izy, fa efa nandinika azy izahay; Hevero ary izany, ka fantaro tsara.