Job 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho lavitra ny famonjena ny zanany ka ho torotoro eo am-bavahady nefa tsy misy mamonjy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy famonjena ho an’ny zanany; montsanina eo am-bavahady ireny, nefa tsy manan-kamonjy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho lavi-pamonjena anie ny zanany, ka hohelohina tsisy mpiaro amin’ny fitsarana!
Malagasy Bible 1865
Lavitra ny famonjena ny zanany Ka torotoro eo am-bavahady, nefa tsy manan-kamonjy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho lavitra ny famonjena ny zanany ka ho torotoro eo am-bavahady nefa tsy misy mamonjy!
malagasy
Lavitra ny famonjena ny zanany Ka torotoro eo am-bavahady, nefa tsy manan-kamonjy;