Job 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izaho kosa dia hitady an’Andriamanitra aho ary Andriamanitra ihany no hametrahako ny raharahako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha izaho ianao, Andriamanitra no hotodihiko, any aminy no handefasako ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha izaho ianao dia Andriamanitra no hanontaniako; ary Andriamanitra no hilazako ny momba ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha toa ahy kosa dia hitady an'Andriamanitra aho, ary Andriamanitra ihany no hotolorako ny teniko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izaho kosa dia hitady an’Andriamanitra aho ary Andriamanitra ihany no hametrahako ny raharahako.
malagasy
Fa raha toa ahy kosa dia hitady an'Andriamanitra aho, ary Andriamanitra ihany no hotolorako ny teniko,