Job 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao zava-dehibe tsy takatry ny saina Izy ary zava-mahagaga tsy hita isa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao zava-dehibe tsy takatry ny saina Izy, zava-mahagaga tsy tambo hisaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe tsy takatry ny saina ny zavatra ataony, dia zava-mahagaga tsy hay visavisaina.
Malagasy Bible 1865
Dia Izay manao zava-dehibe tsy takatry ny saina sy zava-mahagaga tsy hita isa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao zava-dehibe tsy takatry ny saina Izy ary zava-mahagaga tsy hita isa;
malagasy
Dia Izay manao zava-dehibe tsy takatry ny saina sy zava-mahagaga tsy hita isa,