Job 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hahita fiononana amin’izany aho ka hibitaka noho ny hafaliana na dia amin’ny fangirifiriana tsy mifaditra ovana aza satria tsy nandà ny tenin’ny Iray Masina aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka tsy ho afaka amiko izao fiononam-po izao, ka hiravoravoako ao anatin’ny loza anindriany ahy; dia ny tsy nandikako na oviana na oviana ny didin’ny Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hibita-kafaliana aho na dia omba-ngirifiry mazana aza ary hahita fiononana ahay amin’ny hoe: tsy mba nandika ny didin’Andriamanitra masina.
Malagasy Bible 1865
Dia hahita fiononana amin'izany aho ka hiravoravo na dia amin'ny fangirifiriana tsy mifaditrovana aza, satria tsy nandà ny tenin'ny Iray Masina aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hahita fiononana amin’izany aho ka hibitaka noho ny hafaliana na dia amin’ny fangirifiriana tsy mifaditra ovana aza satria tsy nandà ny tenin’ny Iray Masina aho.
malagasy
Dia hahita fiononana amin'izany aho ka hiravoravo na dia amin'ny fangirifiriana tsy mifaditrovana aza, satria tsy nandà ny tenin'ny Iray Masina aho.