Job 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona moa ny heriko no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny hiafarako no hanindry fo aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona moa ny heriko, mba hanantenako? Ohatrinona no halavan’ny androko, mba haharetako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy manan-kery azoko antenaina aho; inona intsony no mbola iaretako, raha tsy misy tanjona iafarako!
Malagasy Bible 1865
Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo aho?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona moa ny heriko no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny hiafarako no hanindry fo aho?
malagasy
Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo aho? [Na: hanalava ny androko]