Job 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy efa foana va ny hery hoentiko mamonjy tena ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy efa foana amiko va ny vonjy rehetra? Tsy efa alàna amiko va ny toky rehetra hahitana famonjena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Foana ilay fanampiana mba nandrandrain’ny tenako, fa nesorina tamiko izay mety ho famonjena ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy efa foana va ny hery ho entiko mamonjy tena, ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy efa foana va ny hery hoentiko mamonjy tena ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?
malagasy
Tsy efa foana va ny hery ho entiko mamonjy tena, ary tsy efa nakifika hiala amiko va ny faharetana?