Job 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran’ny sakaizany, fandrao hahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mendrika hiantran’ny sakaizany izay tra-pahoriana, na dia nandao ny fahatahorana ny Tsitoha aza izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tokony hiantran-tsakaiza ny olona efa ketraka, fandrao tsy hifikitra intsony amin’Andriamanitra Tsitoha izy.
Malagasy Bible 1865
Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran'ny sakaizany. Fandrao mahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran’ny sakaizany, fandrao hahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.
malagasy
Izay efa mivarahontsana dia tokony hiantran'ny sakaizany. Fandrao mahafoy ny fahatahorana ny Tsitoha izy.