Job 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namadika ahy tahaka ny ranotrambo ny rahalahiko, tahaka ny masondrano any an-dohasahan-driaka izay malaky ritra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo rahalahiko kosa, namadika toy ny ranotrambo, toy ny rano an-dohasahan-driaka, izay mikoriana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanodoka ahy toy ny ranotrambo ny rahalahiko, dia tahaka ny mason-dranon-driaka malaky ritra,
Malagasy Bible 1865
Ny rahalahiko mampihambo manana ahy tahaka ny ranotrambo, dia tahaka ny mason-drano any an-dohasahan-driaka, izay malaky ritra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namadika ahy tahaka ny ranotrambo ny rahalahiko, tahaka ny masondrano any an-dohasahan-driaka izay malaky ritra,
malagasy
Ny rahalahiko mampihambo manana ahy tahaka ny ranotrambo, dia tahaka ny mason-drano any an-dohasahan-driaka, izay malaky ritra,