Job 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mivalomainty azon’ny ranomandry sady iafenan’ny orampanala,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sakantsakanan’ny vongan-dranomandry ny fandehany, levona anatin’ny onjany, ny oram-panala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
itosahan’ny rano matromatroka ny riaka, rehefa miempo ny ranomandry sy oram-panala any erà.
Malagasy Bible 1865
Izay mainty azon'ny ranomandry Sady iafenan'ny oram-panala;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mivalomainty azon’ny ranomandry sady iafenan’ny orampanala,
malagasy
Izay mainty azon'ny ranomandry Sady iafenan'ny oram-panala;