Job 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha taninin’ny hainandro izy dia levona; raha maina ny andro dia ritra eo amin’ny fitoerany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maina ny andro dia levona izy; raha vao mafana ny andro, ritra an-toerana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nony tonga ny hafanambe, dia ritra ireny ranon-driaka ireny; ary nony midanika ny masoandro, dia manjavona ho azy am-pitoerana izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha taninin'ny hainandro izy, dia levona; raha maina ny andro, dia ritra eo amin'ny fitoerany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha taninin’ny hainandro izy dia levona; raha maina ny andro dia ritra eo amin’ny fitoerany izy.
malagasy
Fa raha taninin'ny hainandro izy, dia levona; raha maina ny andro, dia ritra eo amin'ny fitoerany izy;