Job 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mivily lalana ny andian’ireo mpivarotra mandehandeha; miroso ho any an-tany foana izy ka very any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny amin’izao sakeli-dalana rehetra izao ny ranony dia lany; eny amin’ny habakabaka izy, manjary etona, dia tankina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no mampivily lalana ny andia-mpifindralasy, ka irosoany any an-taniefitra sy mahavery azy.
Malagasy Bible 1865
Mivilivily no fandehany tankina izy ka levona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mivily lalana ny andian’ireo mpivarotra mandehandeha; miroso ho any an-tany foana izy ka very any.
malagasy
Mivilivily no fandehany tankina izy ka levona.