Job 6:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitazana azy ny andian’i Tema, manantena azy ny tarik’i Sheba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanandrandra azy ny andia-mpivahiny avy any Temà; nanantena azy ny mpandeha avy any Sabà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na andia-mpifindralasy avy any Temà na andia-mpandranto avy any Sebà dia samy mitazana ny riaka ary samy manantena azy.
Malagasy Bible 1865
Ny antokon'i Tema mitazana, ny andian'i Sheba manantena azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitazana azy ny andian’i Tema, manantena azy ny tarik’i Sheba;
malagasy
Ny antokon'i Tema mitazana, ny andian'i Sheba manantena azy;