Job 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka holanjaina tokoa ny fahasosorako ka hampifandanjaina amin’ny mizana izy sy ny fahoriako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Eh, raha mba azo lanjaina mantsy ny fahoriako, ka azo atambatra atao eo ambony mizàna avokoa ny loza manjò ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba azo nolanjaina ny fahasosorako ka natao teo ambony mizana miaraka amin’ny fahoriako,
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka holanjaina tokoa ny fahasosorako, ka hampifandaniaina amin'ny mizana izy sy ny fahoriako!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka holanjaina tokoa ny fahasosorako ka hampifandanjaina amin’ny mizana izy sy ny fahoriako!
malagasy
Enga anie ka holanjaina tokoa ny fahasosorako, ka hampifandaniaina amin'ny mizana izy sy ny fahoriako!