Job 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
diso fanantenana ireo; tonga teo izy kanjo nangaihay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo foana ny fanantenan’ireny, fa nony tonga teo imorony indreo nangaihay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diso fanantenana ireo satria samy nanampo, kanjo nangaihay nony tonga teo.
Malagasy Bible 1865
Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
diso fanantenana ireo; tonga teo izy kanjo nangaihay.
malagasy
Very hevitra ireo, satria samy nanampo; tonga teo izy, kanjo nangaihay.