Job 6:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, ianareo koa dia tsinontsinona; mahita ny loza manjo ianareo ka raiki-tahotra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa ianareo manary ahy amin’izao; fa vao nahita fahoriana ianareo, dia nihodina raiki-tahotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa toy izany ianareo izao ho an’ity sakaizanareo; hitanareo ny fahavoazako ka dia natahotra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny efa tsinontsinona ianareo; Nahita ny fahoriana ianareo ka raiki-tahotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, ianareo koa dia tsinontsinona; mahita ny loza manjo ianareo ka raiki-tahotra!
malagasy
Fa ankehitriny efa tsinontsinona ianareo; Nahita ny fahoriana ianareo ka raiki-tahotra.