Job 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa va efa niteny aho hoe: Omeo aho ka mahafoiza zavatra ho ahy avy amin’ny fanananareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa moa ve aho nanao hoe: ‹Mba omeo zavatra kely aho? mba omeo anjara amin’izay anananareo aho?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nangata-panomezana taminareo ve aho na niangavy hahafoizanareo ampaham-pananana,
Malagasy Bible 1865
Moa aho va efa nanao hoe: Omeo aho, ka mahafoiza zavatra ho ahy amin'ny fanananareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa va efa niteny aho hoe: Omeo aho ka mahafoiza zavatra ho ahy avy amin’ny fanananareo?
malagasy
Moa aho va efa nanao hoe: Omeo aho, ka mahafoiza zavatra ho ahy amin'ny fanananareo,