Job 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vonjeo amin’ny tanan’ny fahavalo aho ka afaho amin’ny tanan’ny mpampihorohoro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo amin’ny tanan’ny fahavaloko aho, afaho amin’ny tanan’ny mpitoha aho?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamonjena ahy amin’ny tanan’ny fahavalo sy hanafaka ahy amin’ny vahohon’ny mpampahory?
Malagasy Bible 1865
Ary vonjeo amin'ny tanan'ny fahavalo aho, ka afaho amin'ny tanan'ny mpitohatoha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vonjeo amin’ny tanan’ny fahavalo aho ka afaho amin’ny tanan’ny mpampihorohoro?
malagasy
Ary vonjeo amin'ny tanan'ny fahavalo aho, ka afaho amin'ny tanan'ny mpitohatoha?