Job 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampianara ahy dia hangina aho ary ampahafantaro ahy izay nahadiso ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro aho, fa hangina hihaino anareo, ampahafantaro ahy izay nahadiso ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampianaro aho fa vonona ny hangina ary ampahafantaro ahy ny nahadisoako.
Malagasy Bible 1865
Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampianara ahy dia hangina aho ary ampahafantaro ahy izay nahadiso ahy.
malagasy
Mampianara ahy, dia hangina aho; Ary ampahafantaro izay nahadisoako aho.