Job 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre, ny herin’ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany herin’ny teny marina! Fa mba inona kosa no iharan’ny faninianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny teny marina tsy mba mandratra; fa mba inona izay fanomezan-tsiny ataonareo?
Malagasy Bible 1865
Endrey ny herin'ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre, ny herin’ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?
malagasy
Endrey ny herin'ny teny marina! Fa mba mahavoa inona kosa moa ny anatra ataonareo?