Job 6:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny ihany va no heverinareo hokianina, dia tenin’ny olona mamoy fo izay entin’ny rivotra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sao dia ny hisambo-teny no tadiavinareo? Raha izay tenin’ny mamoy fo anefa, dia entin-drivotra foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanome tsiny ahy noho ny teniko ve ianareo? Kanefa natao hoentin-drivotra ireny tenin’olona mamoy fo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny teniko ihany va no ananaranareo ahy? Fa ho amin'ny rivotra ny tenin'ny olona mamoy fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny ihany va no heverinareo hokianina, dia tenin’ny olona mamoy fo izay entin’ny rivotra?
malagasy
Ny amin'ny teniko ihany va no ananaranareo ahy? Fa ho amin'ny rivotra ny tenin'ny olona mamoy fo.