Job 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, fa na dia ny kamboty aza dia anaovanareo filokana ary ny sakaizanareo dia amidinareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indrisy, latsahanareo harato ity kamboty, ary ihadianareo lavaka ny sakaizanareo hamandrihana azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kamboty aza moa ataonareo antoka loka; ary sahinareo amidy hatramin’ny sakaizanareo.
Malagasy Bible 1865
Eny, fa na dia ny kamboty aza dia ataonareo loka, ary ny sakaizanareo dia ataonareo varotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, fa na dia ny kamboty aza dia anaovanareo filokana ary ny sakaizanareo dia amidinareo!
malagasy
Eny, fa na dia ny kamboty aza dia ataonareo loka, ary ny sakaizanareo dia ataonareo varotra.