Job 6:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, miangavy anareo, mba atreho kely aho! Dia ho hitanareo fa tsy mandainga aho tsy akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ankehitriny mba mitodiha kely atỳ amiko, dia ho hitanareo, raha hilazako lainga manatrika ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny mba meteza hijery ahy kely hahitanareo fa tsy mandainga aho akory.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, masìna ianareo, mba atreho kely aho, dia ho hitanareo fa tsy handainga tsy akory aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, miangavy anareo, mba atreho kely aho! Dia ho hitanareo fa tsy mandainga aho tsy akory.
malagasy
Fa ankehitriny, masìna ianareo, mba atreho kely aho, dia ho hitanareo fa tsy handainga tsy akory aho.