Job 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anareo, diniho indray aho ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miverena, ka aza mety ho tsy marina, miverena, dia hiharihary ny tsy fananako tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Diniho indray ange ka aza mitsara tsy marina e! Eny, diniho indray fa hiharihary ny fahamarinako.
Malagasy Bible 1865
Masìna ianareo, diniho indray aho, ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anareo, diniho indray aho ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako!
malagasy
Masìna ianareo, diniho indray aho, ary aoka tsy hisy fitsarana tsy marina; eny, diniho indray aho, fa mbola ao ihany ny fahamarinako.Moa misy heloka va eo amin'ny lelako?