Job 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny dia mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako ka nirediredy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia havesatra noho ny fasiky ny ranomasina izy: ka noho izany, dia tafahoatra ho rediredy ny teniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho navesatra noho ny fasi-dranomasina; Izany no nahatonga ahy hiteniteny foana.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako, koa dia nirediredy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny dia mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako ka nirediredy aho.
malagasy
Fa ankehitriny mavesatra noho ny fasika any an-dranomasina ny fahoriako, koa dia nirediredy aho.