Job 6:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa misy heloka va eo amin’ny lelako? Tsy mahay mamantatra izay ratsy va ny vavako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy faharatsiana va eo am-bavako? Sa tsy mahay manavaka ny ratsy va ny vavako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy fitaka ve izay nolazaiko? Sa izaho no tsy mahay manavaka ny ratsy?
Malagasy Bible 1865
Moa misy heloka va eo amin'ny lelako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa misy heloka va eo amin’ny lelako? Tsy mahay mamantatra izay ratsy va ny vavako?
malagasy
Moa misy heloka va eo amin'ny lelako?