Job 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zana-tsipìkan’ny Tsitoha no mitsatoka amiko ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko ary ny fampitahoran’Andriamanitra dia milahatra hamely ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny zana-tsipìkan’ny Tsitoha no manindrona ahy, ary ny poizina amin’ireo, fohin’ny fanahiko; ny fampitahoran’Andriamanitra tafalahatra hiady amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipîkan’ny ilay Tsitoha, ka miely amin’ny tenako ny poiziny. Ary alahatr’Andriamanitra hamely ahy izay rehetra mety ho fampitahorana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zana-tsipìkan’ny Tsitoha no mitsatoka amiko ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko ary ny fampitahoran’Andriamanitra dia milahatra hamely ahy.
malagasy
Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.