Job 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maneno va ny borikidia raha eo amin’ny vilona? Na mimamà va ny omby raha eo amin’ny vilona fihinany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Minananàna eo akaikin’ny vilo-maitso va ny ampondra dia? Mimamà eo anoloan’ny haniny va ny ombalahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maneno ve ny borikidia, raha eo anoloan’ny ahi-maitso? Ary mimàma ve ny omby, raha mihinam-bilona?
Malagasy Bible 1865
Maneno va ny boriki-dia, raha eo amin'ny vilona? Na mimàmà va ny omby, raha eo amin'ny fihinany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maneno va ny borikidia raha eo amin’ny vilona? Na mimamà va ny omby raha eo amin’ny vilona fihinany?
malagasy
Maneno va ny boriki-dia, raha eo amin'ny vilona? Na mimàmà va ny omby, raha eo amin'ny fihinany?