Job 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko na dia maharikoriko ahy aza!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay lavin’ny nofo tsy hokasihina akory, no indro tonga haniko, sady feno loto maharikoriko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mahatelina ireo ny tendako, satria sakafo maharikoriko ahy,
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko, na dia maharikoriko ahy aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko na dia maharikoriko ahy aza!
malagasy
Ny zavatra izay nolaviko tsy hotendrena, dia ireny no tsy maintsy haniko, na dia maharikoriko ahy aza.